airtel

Actualités

17-août-2026

SITENY RANDRIANASOLONIAIKO

Sambatra ny Firenena mivavaka

Sample post image

Sambatra ny Firenena mañana

17-août-2026

an'i Jéhovah ho Andriamaniny. Io no nambaran'ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Siteny Randrianasoloniako raha nanontanian'ny mpanao gazety ny fanotronany ny Fiangonana Vahao ny oloko tamin'ny Sabotsy teo ny tenany. Indramiko indray hoy izy ny tenin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny kolonely Randrianirina Michael fa na iza na iza finoana na Fiangonana mahatsapa tena mitondra am-bavaka ny Firenena dia tohananay sy hampianay mba hisy fiantraikany goavana amin'ny asa tanterahin'ny Fitondram-panjakana izany. Notsiahiviny ihany koa fa olona mivavaka ny mpitondra antsika ary mametraka ny Firenena sy ny asa hatao rehetra eo am-pelatanan'Andriamanitra. Tena fahombiazana araka izany hoy izy raha vavaka maro no miara-misandratra mba hamotehana ny asan'ny devoly sy ireo mpanao ratsy.
Pati


Légende : Ny Filohan'ny Antenimieram-pirenena Siteny Randrianasoloniaiko !
 

Dans la même rubrique

18-août-2026

mamokatra 16MW ao amin’ny QMM

Card image cap
17-août-2026

Andrasana amin'ity herinandro ity ny fivoaran'ny

Card image cap
17-août-2026

Tontosa ny zoma 14 aogositra 2026

Card image cap
17-août-2026

mponina ny fandrosoan'ny tanana

Card image cap