airtel

Actualités

22-juin-2026

Toetr'andro

Hidina hatrany amin'ny

Sample post image

01°C ny maripana aty afovoan-tany

22-juin-2026

Ny varatraza izay antonony indraindray no handrafitra ny toetry ny andro mandritra ity herinandro ity. Hisy fidinana misongadina ny maripana ato anatin'ny roa andro aty afovoan-tany ary hiitatra amin’ny ilany atsinanan’ny Nosy manomboka ny faran’ny herinandro. Manodidina ny 01 - 26 °C ny maripana ny maraina ary eo anelanelan’ny 22 - 35 °C ny tolakandro. Vakinankaratra sy Amoron'i Mania no hiaina hatsiaka mamirifiry io ny maraina. Entanina araka izany ireo olona marefo mba hitandrina manoloana ny fiovaovan’ny maripana, izay mety hampitombo ny trangan’aretina mahakasika ny taovam-pisefoana.
Jean D.

 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Namonjy ny volany 100 000Ar, kinanjo natelin’ny rano i Dety

Card image cap
02-sept-2026

10 taona asa an-terivozona an-tranomaizina !

Card image cap
02-sept-2026

an'i Madagasikara amin'ny bisikileta

Card image cap