mangatsiakan’i Kiady kely ilay zazalahy kely vao 2 taona sy 4 volana, nanaovana ombay mitady nandritra ny andro maromaro tao anatin’ny tambajotran-tserasera. Raha tsiahivina kely dia tamin’ny 28 Novambra lasa teo ho tamin’ny 11 ora teo ho eo no tsy hita ity zaza tsy manan-tsiny ity. Nanao tee-shirt vert armee sy short mainty izy tamin’ny fotoana nahaverezany. Tsy mbola misy aloha hatreto ny olona ahiahian’ny fianakaviany, raha araka ny loharanom-baovao azo. Mbola ao anatin’ny fanaovana autopsie ny razana rahateo ny tompon’andraikitra hoy hatrany ny vaovao. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo.
Nangonin’i Pati
Legende : I Kiady kely fony fahavelony !
Misy ny fiomanan’ny kolonely Michaël Randrianirina