airtel

Fandriampahalemana

05-sept-2025

Fanafihana mitam-piadiana teny Anosibe

Nitsefotra, 2 lahy voasambotry ny fokonolona

Sample post image

Jiolahy miisa 3 nirongo basy no nanafika mpivarotra tao an-tsenan'Anosibe

05-sept-2025

vao haingana, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly. Nifandrimbonan'ny fokonolona sy ny fikambanan’ny mpiandry tanàna na «Sécurité» Anosibe tsena anatiny ka voasambotra ny 2. Tafaporitsaka ny 1 izay mpiasa taloha tao amin'io fivarotana io ihany. Izy no nanome ny vaovao an'ireo namany hoe «misy vola ao». Nihiaka niantso vonjy ilay voatafika. Izay no nanaitra ny vahoaka tao an-tsena. Tafiditra tao anatin'ny tsenany mihitsy ireo olon-dratsy. Niray hina ny olona sy ireo mpiambina F.SATA nisambotra sy nanolotra ireo 2 lahy ny mpitandro filaminana, raha ny fampitàm-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

fiarahamonina manontolo izao!"

Card image cap