airtel

Fandriampahalemana

29-juil-2026

Hetsika “Tsimagnaja”

Miaramila miisa 500 indray

Sample post image

no alefa any andrefana

29-juil-2026

Miaramila raikitra vaovao miisa 500 indray no halefa ho an’ny andiany faharoa amin’ny hetsika na «opération» “Tsimagnaja”, hanamafy ny filaminana any amin’ny faritra andrefan’i Madagasikara, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly. Tanjon’ity hetsika ity ny hampihenàna ny tsy fandriampahalemana sy hanamafisana ny fahatokisan’ny vahoaka ny tafika, amin’ny alalan’ny fisian’izy ireo akaiky ny mponina sy ny fandraisana andraikitra mivantana. Ny baiko momba ny fiaingan’izy ireo dia nomen’ny Jeneraly Pikulas Démosthène, lehiben’ny etamazaoron’ireo tafika, teny amin’ny CAPSAT omaly maraina, hoy hatrany ny fampitàm-baovao voaray. Ho hita eo indray, araka izany, ny vokatry ny tohin’ity hetsika ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-sept-2026

vinantony teo amin’ny lohany

Card image cap
17-sept-2026

Novonoina vao nariana tao, famonoana efa nomanina »

Card image cap