misahana ny heloka an’habaka tany Tsiroanomandidy, ny 12 Jona rehefa nivarotra ireny vokatra fikarakaràna tarehy hosoka ireny. Ireo marika lehibe sady lafo vidy ary malaza maneran-tany no entin'izy ireo mamitaka olona amin'izany. Mampiasa faktiora hosoka avy amina tranom-barotra goavana izay mpamongady ireo vokatra lafo vidy ireo koa ireto vehivavy ireto entiny handresena lahatra. Efa voasambotry ny Polisim-pirenena tamin’ny volana Febroary taona 2024 noho io heloka io ihany izy ireto saingy mbola niverina nanao izany indray ka izao tratra izao. Fantatra ihany koa fa mampiasa ny tambajotra sosialy izy ireo mba hanaparitahana ireo entana sandoka ireo . Natolotra ny fampanoavana izy mianaka ny 14 Jona lasa teo ka efa naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora.
Pati
Legende : Tsy mety fay mihitsy izy mianaka ireto na dia efa nisazy aza !
Taorian'ny fampitam-baovao nataon'ny