tsy mbola niverina, tsy hita hatramin'izao, hoy ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Angatahana fanampiana amintsika izay mahalalasy mahita azy, hoy ny antson’ireo ray aman-dreniny, hampandre ny mpitandro fifaminana na ny manampahefana akaiky azy. Azo atao koa ny miantso ny laharana 034 17 864 48 na 038 26 069 55. Modia Santa fa tsy misy hibedy anao, hoy hatrany ny antson’ny ray aman-drenin’ity zazavavy ity. 15 andro katroka anio, araka izany, no tsy hita i Santa, raha sanatria ka mbola tsy hita ihany izy.
Nangonin’i J. Mirija
Taorian'ny fampitam-baovao nataon'ny