airtel

Fandriampahalemana

30-avril-2026

TSENAN'ANOSIBE

Nihena 4 ny mpangarom-paosy

Sample post image

Nihena 4 indray ireo mpangarom-paosy

30-avril-2026

etsy amin'ny tsenan'Anosibe. Voasambotra nandritra ny fisafoana nataon'ny Polisim.pirenena ny 27 Aprily teo izy ireo, tratra ambodiomby teo am-panaovana ny asa ratsiny. Rongony, antsy, « lame », ary mpaingotra no sarona teny amin'izy ireo. Fantatra tamin'izany fa ankoatra ny ao an-tsena dia mamely ny eny amin'ny manodidina sy ireo mandalo any anaty taxibe tojo fitohanana koa izy ireo. Natolotra ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna moa ireo voasambotra ka fantatra fa hiakatra eny anivon'ny fampanoavana anio Alakamisy 30 Aprily.
Nangonin'i Pati
Légende : Ireto izy efa-dahy tratra !
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

vaovao, manamboninahitra 14 niakatra galona

Card image cap
29-avril-2026

40 eo lasan’ny dahalo

Card image cap
29-avril-2026

nihampatra omaly maraina

Card image cap
29-avril-2026

Matin’ny zandary ao amin’ny zanatobim-paritra

Card image cap