airtel

Fandriampahalemana

27-avril-2026

VONO OLONA FENO HABIBIANA

Tovolahy 22 taona hita faty tapa-doha

Sample post image

Nahitana razana tsy nisy loha

27-avril-2026

ntsony teo amin'ny Renirano ambanin'ny Tetezana hihazo ny Fokontany Ambohimiary Kaominina Ikongo, distrikan'Ikongo afak'omaly Sabotsy 25 Aprily. Tovolahy tokony ho 22 taona io hita faty io raha ny tomban'ireo nanatri-maso. Raha araka ny loharanom-baovao voaray dia nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana Itompokolahy. Nesorin'ireo olon-dratsy ny lohany ary natsiiny tao ambany tetezana avy eo. Noho ilay lohany tsy teo intsony moa dia tsy nisy nahafantarana azy razana . Efa tonga nizaha sy nijery izany ny mpitandro filaminana ary efa mandeha ny fanadihadiana mikasika ny antony nahatonga izao vono olona feno habibiana izao sy ireo olona nahavanon-doza.
Nangonin'i Pati
Légende : Ilay tovolahy nisy nanapa-doha !
 

Dans la même rubrique

07-août-2026

Taorian'ireo 16 tany Toliara izay

Card image cap
07-août-2026

an’ny andrimasom-pokonolona

Card image cap
07-août-2026

Jiolahy miisa 4 mandeha moto no nanafika

Card image cap