airtel

Fandriampahalemana

07-août-2026

Jiolahy nanafika mpandraharaha

Voatsenan’ny tifitra variraraka

Sample post image

Jiolahy miisa 4 mandeha moto no nanafika

07-août-2026

mpandraharaha iray ao Ambalakininina Mahanoro, omaly maraina, tokony ho tamin'ny 1ora sy sasany, raha ny fampitàm-baovao voaray. Nitondra basy sy kojakoja entina mamaky trano moa ireto jiolahy ireto, hoy ny fanazavàna. Notsenain´ilay mpandraharaha tamin’ny tifitra basy rehefa tafiditra tao an-tanànany. Maty tsy tra-drano ilay jiolahy iray raha toa ka tafatsoaka kosa ny namany 3, raha ny fampitàm-baovao hatrany mikasika ity jiolahy nanafika mpandraharaha voatsenan’ny tifitra variraraka ity.
Nangonin’i J. Mirija 

Dans la même rubrique

07-août-2026

Taorian'ireo 16 tany Toliara izay

Card image cap
07-août-2026

an’ny andrimasom-pokonolona

Card image cap