airtel

Fifamoivoizana

03-déc-2025

Din Rotsaka

Ratsy ny lalana mankany Befandriana avaratra

Sample post image

Amin'izao fotoanan'ny fahavaratra

03-déc-2025

izao dia ratsy ny lalana mankany Befandriana avaratra, faritra Sofia, hoy ny depiote voafy tao amin’ity distrika ity, Din Rotsaka. Tsy tafavoaka ny vokatra, hoy izy. Mijaly ny mpiteraka sy ny marary raha mila fitsaboana ivelany. Efa nangataka ny fanamboarana ny lalana tena ratsy in-droa aho fa mbola tsy misy akony ka ny fanintelony angamba dia hiady! Ny vidin'ny lavanilina dia ambany dia ambany noho io lalana ratsy io. Soa ihany fa efa somary misy ny fandriampahalemana noho ny asa hiarahana amin'ny mpitandro filaminana, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

75% amin’ny fiara maherin’ny 20 taona,

Card image cap
27-juil-2026

Nitrangana lozam-pifamoivoizana

Card image cap