airtel

Fifamoivoizana

27-juil-2026

RN7_Loza mahatsiravina

1 maty, maro ny naratra

Sample post image

Nitrangana lozam-pifamoivoizana

27-juil-2026

nahatsiravina omaly teo amin'ny lalam-pirenena fahafito na RN7, raha ny fampitàm-baovao voaray. Teo anelanelan'Ilakaka sy Sakaraha, eo amin'ny faritra Bevilany, no nitrangàn’izany. Fiara fitateram-bahoaka na «Taxi-brousse» Trans Besady, mampitohy an'Antananarivo sy Toliara, no voalaza fa nivadika ambony ambany. Mpandeha iray no fantatra omaly tolakandro fa namoy ny ainy ary maro kosa ireo naratra. Mbola andrasana ny fanazavàna momba ny antony nahatonga ny loza sy ny isan'ireo naratra, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

75% amin’ny fiara maherin’ny 20 taona,

Card image cap