airtel

Finoana

05-nov-2025

Fahitalavitry ny FJKM

Azo ny fahazoan-dalana hisokatra

Sample post image

Azo ny fahazoan-dalana hisokatra

05-nov-2025

ho an’ny fahitalavitry ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM, raha ny fampahafantaran’ny filohan’ny FJKM, ny Dr Zaka Harimasy Andriamampianina, Mpitandrina, omaly. Fahazavàna Televizionina na Fahazavàna TV moa no anarany, raha ny fampahafantarana voaray. Efa tamin’ny fitondràna teo aloha no natao ny fangatahana izany alalana izany saingy tsy nety azo. Fahitalavitra mifototra amin’ny fandalinam-pinoana Kristianina sy ny fitoriana ny filazàntsaran’i Jesoa Kristy izy ity, raha ny fanampim-panazavàna voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

25-août-2026

55 taona nisiana teto Madagasikara

Card image cap
25-août-2026

no lany ao anatin'ny andro vitsy

Card image cap
24-août-2026

lehibe teny amin’ny Coliseum

Card image cap