airtel

Politique

24-avril-2026

Fikaonan-doham-pirenena

Haroso amin'ny volana May

Sample post image

ny fanambohana ofisialy

24-avril-2026

Haroso amin'ny volana May ho avy izao ny fanambohana amin'ny fomba ofisialy ny fikaonan-doham-pirenena raha toa ka ny volana jolay izao no tokony hanatanterahana izany hoy ny Minisitra misahana ny fanavaozana, Maître Hanitra Razafimanantsoa omaly. Efa misy ihany koa hoy izy ny mari-bola ilaina amin'izany saingy mbola hiarahana mijery sy manapaka amin'ny Minisitry ny fitantanam.bola sy ny fanjakàna foibe ny mikasika izany manontolo. Hivoaka tsy ho ela araka izany ny daty ka mila miomana ny mpandray anjara rehetra hiatrika io fikaonan.doham.pirenena io hoy hatrany Maître Hanitra RAZAFI-MANANTSOA Minisi.panjakana Misahana ny Fanavaozana omaly.
Pati

Légende : Ny Minisi-panjakana misahana ny Fanavaozana nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly !
 

Dans la même rubrique

22-sept-2026

hiakatra Fitsarana

Card image cap
22-sept-2026

Efa any New York ny ampahany

Card image cap
18-sept-2026

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena

Card image cap