airtel

Politique

21-oct-2026

Kristianina

mandinika raharaham-pirenena

Sample post image

Mila toetsaina vaovao sy

21-oct-2026

olom-baovao ny firenena»
Maha lasa saina ilay hoe olona anaty fonja dia tafavoaka fotsiny izao nefa tsy trano vaky, tsy nisy hoe dona nanao ahoana, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana. Nisy niray tsikombakomba tao no dikan’izany, hoy izy. Nisy namoaka azy izany tao satria niaraha-nahalala ny hoe tsy nitsoaka akory izy dia teto ihany fa efa nahazo fiaramanidina izany dia mety efa tonga any amin’ny tany nihaviany any. Ny maha maika ny vahoaka izao, etsy ankilany, dia ny fampandrosoana sy ny hisian’ny fanovàna marina eto Madagasikara mba hahatanteraka ny tolona. Mila manatanteraka izay notakiana tamin’ny tolona ny filohan’ny fanavaozana fa tsy ho variana amin’ny adilahy politika. Iaraha-mahalala fa betsaka ny fingapingana sy mety hanimba izao fitondràna izao raha tsy mitandrina. Mila toetsaina vaovao sy olom-baovao ny firenena ary fifantohana tsara any amin’ilay hoe fikaonandoham-pirenena, hoy hatrany ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique

21-oct-2026

politika izay vao fikaonan-doham-pirenena

Card image cap
21-oct-2026

finiavana politikan’ny mpitondra…»

Card image cap
20-oct-2026

Miantso ny PRRM ho mailo amin’ireo manodidina azy

Card image cap
20-oct-2026

Mangataka ny FFKM hanome

Card image cap
20-oct-2026

Voaheloka 5 taona an-tranomaizina,

Card image cap
20-oct-2026

Fikambanana 3 vatsiana 452 tapitrisa Ar

Card image cap