airtel

Sosialy

27-avril-2026

ANDRAVOAHANGY

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

Sample post image

Tsy maintsy hitadiavan'ny

27-avril-2026

Fitondram-panjakana vahaolana maharitra ny ranobe eny Andravoahangy, Boriborintany fahatelo isan-taona hiainan'ny mponina indrindra fa rehefa fotoam-pahavaratra. Natomboka tamin'ny fanentanana sy fampianarana ny mponina mba tsy hanary fako any anaty tatatra izany ny faran'ny herinandro teo notarihin'ny Ministry ny rano sy ny fidiovana Razafindrianiaina Minosoa sy ny PDS-n'Antananarivo renivohitra Feno Ralambomanana. Nitohy tamin'ny asa fanadiovana ahy hatrany ny asa hisorohana ny ranobe tsy ho tonga any an-tokantranon'olona na amin'ny fotoam-pahavaratra na amin'ny maitany. Nosokirina hatrany an'elakelantrano ny fako noho izany. Faly ny mponin'Andravoahangy tamin'ny ezaka nataon'ny Fitondram-panjakana. Tonga nanolo-tanana nandritra izany koa ny APIPA, SMA, Croix rouge Malagasy ireo skoto ary ny mponin’Andravoahangy.
Pati
Légende : Nandritra ny fidinana ifotony nataon'ireo tompon'andraikitra !
 

Dans la même rubrique

07-août-2026

Mila ovaina ny sazy ho an’ireo

Card image cap
07-août-2026

Hatsangana any Androy ny ozinina goavana

Card image cap
07-août-2026

azo volena no voatondraka rano

Card image cap
06-août-2026

Hanomboka amin'ity volana ity ny asa

Card image cap