airtel

Sosialy

02-mars-2026

Fanampiana ireo traboina

Tonga ny sabotsy teo ny avy amin'ny rosianina

Sample post image

Tonga tao Toamasina ny sabotsy

02-mars-2026

teo ny fanampiana ireo traboina avy amin'ny federasionin'ny firenena rosianina, raha ny fampitam-baovao voaray. Notanterahina tamin'io fotoana io ihany koa ny fanolorana izany fanampiana izany ho an'ireo traboina vokatry ny Loza nateraky ny Rivodoza Gezani farany teo. Nanatrika izany ny "Chargé d’Affaires a.i." na masoivohon’i Rosia sy ny minisitry ny foloalindahy eto Madagasikara. Angidimby Mi-8 no nitondra ny fanampiana ho any amin’ireo faritra sarotra aleha ka nahafahana nanatitra sakafo sy kojakoja ilaina ho an’ny mponina traboina, raha ny tati-baovao voaray hatrany.
Nangonin'i J. Mirija

 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Taratry ny fahaiza-manaon'ny tantsaha Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

«Ny fahefa-mividy tsara no ahafahana manatsara kalitao»

Card image cap