airtel

Sport

22-sept-2025

Corentin Martins

«Mila faharetana amin’ireo mpilalao isika»

Sample post image

Vitsy dia vitsy ireo mpilalao manana fihaviana malagasy,

22-sept-2025

izay milalao amin’ny divizionina voalohany, ao anatin’ireo klioba lehibe any Eoropa amin’izao fotoana izao, hoy ny mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barean’i Madagasikara, Corentin Martins. Misy iray na roa ihany, hoy izy, no tena hita maso. Mila faharetana amin’ireo mpilalao isika. Mila miezaka mifandray hatrany amin’izy ireo mba amin’ny fotoana iray, hanapa-kevitra izy ireo ny hilalao eo ambanin’ny lokon’i Madagasikara, hoy hatrany ity mpanazatra ity.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

Nivoakan'ny Federasiona Malagasy

Card image cap
18-sept-2026

Marary i Maitre Kira, kintan’ny

Card image cap
18-sept-2026

Fandresena iray ary faharesena 3,

Card image cap