airtel

Sport

08-déc-2025

El Hadary Raheriniaina

Niakatra 545.000 Euro ny sandam-bidiny

Sample post image

Niakatra 545.000 Euro ny

08-déc-2025

sandam-bidin’i El Hadary Raheriniaina, mpilalao baolina kitra malagasy vao 19 taona mila ravinahitra ao Frantsa, raha ny fampitàm-baovao voaray ny sabotsy teo. Ny findràman’ny Valenciennes Football club azy tamin’ny Paris FC farany teo no hita ho tena nampisongadina ny talentan’ity hoavin’ny baolina kitra malagasy ity. 5 volana lasa izay, mbola tsy nisy sandany izy teo amin'ny tsena iraisampirenena. Avy eo niakatra ho 150.000 Euro avy hatrany ny sandany ary izao tonga 545.000 Euro izao, raha ny tsiahim-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

Nivoakan'ny Federasiona Malagasy

Card image cap
18-sept-2026

Marary i Maitre Kira, kintan’ny

Card image cap
18-sept-2026

Fandresena iray ary faharesena 3,

Card image cap