airtel

Sport

20-nov-2026

Filazàna fa

mandeha ny fitantanana ny kitra malagasy

Sample post image

Gaga hatramin'ny mpanao gazety vahiny

20-nov-2026

Nametraka fanontaniana mikasika ny baolina kitra malagasy ny mpanao gazety ara-panatanjahantena franco-irlandey, Anthony Pla, manoloana ny filazàna fa fankahalàna ny filohan'ny federasionina malagasin'ny baolina kitra na FMF no hitakian'ny olona sasany fialàn'ity filohan'ny FMF ity. Ilay “fankahalàna” lazaina fa atao amin’ny filoha Alfred Randriamanampisoa ve no mahatonga ny baolina kitra malagasy hikorosy fahana amin’ny sehatra rehetra, hoy izy? Tsy maintsy apetraka io fanontaniana io satria raha ny filazan’ny sasany mantsy dia tsy ny fitantanana akory no olana. Tena tsara tantana hono ny zava-drehetra, hoy hatrany ity mpanao gazety ara-panatanjahantena ity somary gaga ihany nanoloana izany filazàna izany!
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

19-nov-2026

Lasa “Trophée Faly Andrianafetra”,

Card image cap
19-nov-2026

Ahiana mafy mbola hitotongana ny Barea

Card image cap
19-nov-2026

Rehefa tsy mahafehy baolina

Card image cap