kitra ny filohan’ny federasionina dia ny firenena iraimanontolo no afa-baraka, hoy ny lohalaharan'ny ekipam-pirenena malagasin'ny baolina kitra na Barean'i Madagasikara teo aloha, Voavy Paulin. Diso atao politika foana dia izao no vokany, hoy izy. Lasibatra daholo na ny mpilalao na izahay mpankafy. Miala ianao fa tsy zakanao ilay izy, hoy hatrany ity kintan'ny Barea teo aloha ity nitaky ny fialàn'ny filohan'ny Federasionina malagasin'ny baolina kitra na FMF ankehitriny, Alfred Andriamanampisoa.
Nangonin'i J. Mirija