airtel

Sport

24-avril-2026

Kianja BAREA Mahamasina

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

Sample post image

Hotanterahina manomboka anio

24-avril-2026

etsy amin'ny Kianja BAREA Mahamasina, ka tsy hifarana raha tsy amin'ny 26 aprily ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena. Mandritra ny telo andro dia hisy hetsika maro samihafa ho an’ny rehetra, toy ny: “Course de la Solidarité” Fifaninanana ara-panatanjahantena (basket 3x3, baolina kitra 7) Fampirantiana sy fanehoana ataon’ireo federasiona “Soirée des Stars” hanomezam-boninahitra ireo atleta nahavita be. Hisy koa ny fampahafantarana, ny fifanakalozana ary ny fizarana torohay ho an’ireo mpitsidika. Tanjona amin’ity hetsika ity ny hanomezana sehatra ny tanora, hanandratra ny fanatanjahantena Malagasy, ary hanamafisana ny anjara toeran’ny fanatanjahantena amin’ny fampandrosoana sy ny firaisankina.
Jean D.
 

Dans la même rubrique