airtel

Actualités

18-oct-2024

Fisolokiana avo lenta

Teratany Etiopianina iray nidoboka eny Tsiafahy

Sample post image

Tra - tehaky ny Polisinny SCES noho ny resaka fisolokiana sy famarinan'olona ny teratany etiopianina iray ny 24

18-oct-2024

septambra 2024 lasa teo teny Imaibahoaka Talatamaty. Teratany etiopianina miisa 03 no efa lasibatr'ity lehilahy ity ka nangalany vola mitentina 45000 dollars, raha ny fanampim-panazavana. Toy izao ny fanaony: hafarany ho avy eto Madagasikara ireo olona ireo ka eto an-toerana ihany no hikarakarana ny taratasy ilaina amin'ny asa toy ny "visa". Asa any Canada no ampanantenainy saingy tsy misy akory ireo asa ireo. Taorian'ny fiakarana Fampanoavana ny 05 oktobra lasa teo dia nalefa eny Tsiafahy ity mpisoloky ity farany, hoy hatrany ny fanamafisam-baovao.
Toky R
 

Dans la même rubrique

02-juin-2025

Teo anatrehan’ny fiakaran’ny vidin’ny entona fandrehitra (gaz butane),

Card image cap
02-juin-2025

DELESTAZY ANY AMIN'NY RN1 Ahiana hitroatra ny vahoaka, ora 8 isan'andro raha kely

Card image cap
02-juin-2025

Miha sahirana indray ny SMA (Société Municipale d’Assainissement) amin’ny

Card image cap
02-juin-2025

Aina miisa telobe izao no indray nafoy tany amin'ny Fokontany Mahambolona,

Card image cap
02-juin-2025

Manahy ny ho tapaka rano koa ireo mponina etsy amin'ny Fokontany 67 Ha Avaratra Andrefana,

Card image cap
02-juin-2025

Efa 45 taona ny nijoroana sy nanaovana fanentanana mikasika ny ady

Card image cap