airtel

Actualités

13-févr-2026

Kaontenera nentin’ny rivotra sy rano

Mbola niampy iray indray ny maty tao Toamasina II

Sample post image

Omaly maraina no nampiakatra ny nofo

13-févr-2026

mangatsiakan’ilay olona iray nonina tao anaty kaontenera, mbola maty ihany koa, ankoatran’ireo razana hafa efa hita ny 11 febroary teo, noho ny rivodoza Gezani ny mponina teo amin’ny fokontany Amboditandroho, Toamasina II, raha ny fampitàm-baovao voaray. Ny fitopatopan'ilay kaontenera sy ny fidiran’ny rano tao anatiny no nahafaty ireo olona miisa 10 mahery niaraka amin'ny zaza amam-behivavy, hoy ny fanazavàna. Mety nihevitra izy ireo fa tao anatin'io kaontenera io no azo antoka kokoa tamin'ny fandalovan'ny rivodoza. Indrisy anefa fa dia izao aina nafoy izao no nitranga, hoy hatrany ny fanazavàna sy fampitam-baovao, ary mbola niampy iray indray no maty vokatr’izany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

08-avril-2026

Nankatoavina i Dr Ibrahim Norbert Richard,

Card image cap
08-avril-2026

Nafana ny toe-draharaha tao Ambositra

Card image cap
08-avril-2026

Savoritaka no niafaran'ny Alatsinainy Paka 2026

Card image cap
07-avril-2026

paska ny mponin'i Mahazoarivo

Card image cap