airtel

Fandriampahalemana

30-juil-2025

AVARATSENA AMBOHIDRAPETO

Tratra ireo andiam-behivavy mpangalatra bisikileta

Sample post image

Andiam-behivavy efa somary lehibebe avokoa no voasambotra teny

30-juil-2025

Avaratsena Ambohidrapeto, distrikan'Atsimondrano rehefa zatra mangalatra bisikileta. Mangalatra dia mivarotra izany no hataon'izy ireo. Mbola halatra koa ilay bisikileta namidin'izy ireo 160.000 Ariary afak'omaly 28 jolay. Tamana dia tonga nivarotra bisikileta halatra hafa indray izy ireo omaly Talata 29 jolay kinanjo niantsoan'ny olona zandary avy hatrany. Efa natao famotorana moa izy ireo hatramin'ny omaly. Efa-bavy izy ireo no efa tratra raha mbola karohina kosa ireo namany hafa.
Pati
Légende : Ireto izy efa-bavy sy ireo bisikileta nangalariny !
 

Dans la même rubrique

16-avril-2026

mitam-piadiana sady mpandroba

Card image cap
14-avril-2026

Tambajotra iray mpangalatra moto no

Card image cap
14-avril-2026

Mpamily tuc tuc iray tao Taomasina no

Card image cap