airtel

Fandriampahalemana

20-nov-2025

TAMBANJOTEA MPANGALATRA MOTO

Tratra teny Alasora ny tena atidoha 2 lahy

Sample post image

I Beloha sy Boma no ati-doha amin'ny

20-nov-2025

fangalarana moto ao anatin'ny kaominina Alasora, distrikan'Avaradrano. Anara-petaka natao tamin'izy roalahy ireo noho ny asa ratsy efa nahafantarana azy. Fantatra moa fa anisan'ny tompon' antoka hatrany tamin' ny halatra moto scooter nisesisesy teny amin' ny kaominina Alasora sy ny manodidina izy ireo nandritra ny fotoana naharitra. Omaly izy roalahy no natolotra ny fampanoavana rehefa avy natao fanadihadiana. Nalefa eny Antanimora vonjimaika i Beloha sy Boma.
Pati
Légende : Ireo roalahy ati-doha tamin'ny fangalarana moto teny Alasora !
 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

vaovao, manamboninahitra 14 niakatra galona

Card image cap
30-avril-2026

Nihena 4 indray ireo mpangarom-paosy

Card image cap
29-avril-2026

40 eo lasan’ny dahalo

Card image cap
29-avril-2026

nihampatra omaly maraina

Card image cap
29-avril-2026

Matin’ny zandary ao amin’ny zanatobim-paritra

Card image cap