airtel

Fandriampahalemana

20-mars-2025

TRAFIKANA "BAOBABS NAINS"

Olona miisa 2 no voasambotra tao Mahajanga

Sample post image

Vehivavy iray 52 taona sy lehilahy 25 taona no voasambotry ny Polisin'ny FIP tany Mahajanga,

20-mars-2025

Faritra Boeny noho ny resaka trafikana "baobabs nains" omaly Alarobia 19 Martsa. Isan’ny zava-boahary arovana ny Baobab nains raha tsiahivina ary tsy hita raha tsy eto Madagasikara ihany. Miisa 188 izy ireo no tratra tany amin'ireto olona miisa 2 ireto ary fantatra fa voasokajy ao anatin'ireo tsy azo ahondrana mihitsy. Mbola mitohy ny fanadihadiana hahafantarana izay mpiray tsikombakomba amin'ireo olona miisa 2 efa tratra ireo.
Pati
Legende : Ireo Baobab nains saika haondrana !
 

Dans la même rubrique

06-mars-2026

Lehilahy iray 75 taona no voasambotry

Card image cap
06-mars-2026

Ilay mpidaroka indray no nitory, hiakatra fitsaràna anio

Card image cap
06-mars-2026

Notanterahina ny alin’ny 02 martsa teo

Card image cap
05-mars-2026

fa tsy nety nanala zaza

Card image cap
05-mars-2026

Nanao hetsika manokana ny zandarimaria

Card image cap