airtel

Politique

17-déc-2025

Antoko politika Matsilo

«Tsy miova ny vina fa mbola

Sample post image

Madagasikara ho an’ny fanovàna»

17-déc-2025

Faly manoloana ny fitsaharàn’ny fitondràna teo aloha ny antoko politika Matsilo, hoy ny filohany, Joseph Yoland. Maha lany fanahy ihany nefa, hoy izy, ny fanombohan’ny fitondràna vaovao. Mandray anjara amin’ny alalan’ireo solontenany amin’ny fikaonandoham-pirenena ny antoko amin’izao fotoana izao saingy manafatra hatrany ny amin’ny hitandremantsika tsy ho tratry ny velam-pandriky ny vahiny. Tsy miova ny vina atolotry ny antoko fa izay efa voarakitra anaty boky mitondra ny lohateny hoe «Madagascar, le changement» na Madagasikara ho an’ny fanovàna. Mahasahana ny sehatra rehetra, indrindra, ny toekarena sy harena an-kibon’ny tany iny, hoy hatrany ny Matsilo.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

mba tsy ho voafandrika

Card image cap
17-avril-2026

izany ny Filohan'ny fanavaozana, hoy ny Pr Joseph

Card image cap
17-avril-2026

Fiantsoana ny tafika hikomy,

Card image cap
16-avril-2026

Nilatsaka ny didin'ny Minisitera ny Atitany

Card image cap
16-avril-2026

tao anatin’ny 48 ora...

Card image cap
16-avril-2026

Tsy ho vita ao anatin’ny 5 volana ny

Card image cap