airtel

Politique

08-oct-2025

Constant Raveloson

«Mailo isika amin’ny filalaovana ny « dinika », « fakan-kevitra, »,..»

Sample post image

Mailo isika, hoy ny mpanao politika, Constant Raveloson!

08-oct-2025

Tamin’ny teny malagasy, hoy izy, dia ”Dinika” hono, "fakan-kevitra” hono. Tamin’ny teny frantsay dia «concertation» sy «dialogue national”. Tsy mitovy ireo. Nialany mihitsy ny hoe ”fikaonan-doha” na isan-tsokajy sy faritra na eto amin’ny firenena. Ny votoatiny hifantohan’ny fikaonan-doha na «thématiques-clés» isan-tsokajy sy isam-paritra, iza avy no hikaon-doha na «représentativité»?, ny lanja sy fahefan’ilay ”dinika” na «statut et force exécutoire» an’ny fikaonan-doham-pirenena na «fakana hevitra»? Tenieranam-bahoaka ve? Fototra hanorenana ny fifampitondrana eto amin’ny Firenena sy fahefana isam-paritra, faritra eo aminy no mira fitsinjaràm-pahefàna na «décentralisation» ve, hoy hatrany ny tenany?
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-févr-2026

CENI fa tsy maintsy miandry Fikaonandoham-pirenena"

Card image cap