airtel

Politique

30-juin-2025

Dr Denis Alexandre Lahiniriko

«Fitiavan-tena sy fahefàna sisa ny

Sample post image

fitiavan-tanindrazana ankehitriny»

30-juin-2025

Lasa fitiavan-tena sy fahefàna sisa ny fitiavan-tanindrazana ankehitriny, hoy ny mpahaitantara, Dr Denis Alexandre Lahiniriko. Diso tanteraka, hoy izy, ny fitenenana hoe «fiverenan’ny fahaleovantena» satria teraka teo amin’ny fanjanahantany ny atao hoe «firenena malagasy». Ady iray hanoherana ny mpanjanaka ny atao hoe «firenena». Tsy ekena io fitenenana hoe "Rovan'i Madagasikara" io satria samy nanana ny rovany ny toerana maro erak'i Madagasikara. Mbola maro an’isa no nifidy te ho malagasy, te hahaleotena fahiny. Mbola izany ve no misy ankehitriny? Fitiavana fahefàna sy fitiavan-tena no atao hoe fitiavan-tanindrazana amin’izao fotoana izao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

mba tsy ho voafandrika

Card image cap
17-avril-2026

izany ny Filohan'ny fanavaozana, hoy ny Pr Joseph

Card image cap
17-avril-2026

Fiantsoana ny tafika hikomy,

Card image cap
16-avril-2026

Nilatsaka ny didin'ny Minisitera ny Atitany

Card image cap
16-avril-2026

tao anatin’ny 48 ora...

Card image cap
16-avril-2026

Tsy ho vita ao anatin’ny 5 volana ny

Card image cap