airtel

Politique

01-avril-2026

Fampiraisam-pirenena

tsy mety tontosa

Sample post image

Manasa ireo liana hamaky ny fanazavàny ny Dr Denis Alexandre Lahiniriko

01-avril-2026

L’impossible union nationale à Madagascar, histoire d’un fiasco politique à la veille de l’indépendance» na koa hoe fampiraisam-pirenena tsy mety tontosa eto Madagasikara, tantarana korontana politika mialohan’ny nanomezana fahaleovantena, io no lohatenin’ny boky farany nosoratan’ilay mpahaitantara malagasy, Dr Denis Alexandre Lahiniriko, momba ny tantaram-pirenena. Azo jerena etsy amin’ny IFM, hoy izy, ny boky nosoratako mikasika izany. Manasa ireo liana hamaky ny fanazavàny momba izay fahitàny ny zava-nisy teto amin’ny firenena izay, noho izany, ity mpampianatra mpikaroka ity. Inoako, hoy ihany izy, fa hisy azo akàna lesona ho antsika rehetra izany fanazavàna nentiko izany. Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

Hotanterahina ny 29 sy ny 30 Jolay

Card image cap
27-juil-2026

Tsy manaisotra ny adidin’ny fanjakàna

Card image cap
23-juil-2026

fahefan’ny mpanatanteraka ny depiote

Card image cap