airtel

Politique

29-juin-2026

Guy Rivo Randrianarisoa

"Aza diso mihaino be loatra

Sample post image

ireo mpandoka eo akaiky ireo!"

29-juin-2026

Andriamatoa Andry Rajoelina aza herintaona toy izao mbola nitaingina ny Foton niaraka tamin'ny mponin'Antananarivo, nankeny Tsarasaotra, "Lac Iarivo", hoy ny filohan'ny delegasionina manokan'Antananarivo teo aloha, Guy Rivo Randrianarisoa. Iza tamintsika, hoy izy, no nihevitra fa Kolonely indray no ho filoha eny Mahamasina ny 26 jona 2026? Tsy misy tompon'ny ampitso eto fa ny asa ho an'ny vahoaka ihany ilofosana andriamatoa filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara. Aza diso mihaino be loatra ireo mpandoka eo akaiky ireo fa ireny matetika no mamorona ny tsy misy! Midina sy jereko foana ny eny ifotony fa eny ihany no misy ny fahamarinana amin'ny fiainan'ny vahoaka, hoy hatrany ny tenany!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

Nitohy omaly tolakandro teny

Card image cap
03-sept-2026

Hajaina ny fe-potoaka,

Card image cap
03-sept-2026

Ambasadaoro Frantsay Jean-Marc Grosgurin

Card image cap
02-sept-2026

Mila havahana tsara mba tsy ho lasa fialokalofana…

Card image cap
02-sept-2026

Madagasikara dia fifidianana tsy tena izy»

Card image cap
02-sept-2026

Hangonina manomboka anio

Card image cap