airtel

Politique

26-févr-2026

Hugues Rajaonson

"Tsy fanovana fotsiny

Sample post image

ny fanaozavana"

26-févr-2026

Tsy fanovana fotsiny ihany ny fanavaozana, hoy ny mpahaitoekarena, Hugues Rajaonson, fa fandravana ireo rafitra rehetra sy fametrahana fototra vaovao. Tsy maintsy miainga amin’ny tena feon’ny vahoaka, hoy ny nambarany, ny fanapahan-kevitra lehibe ho raisina mahakasika izany. Tsy ho feon’olom-bitsy fotsiny ihany. Iray amin’ireo antony tsy nahafahan’ny firenena nandroso haingana ny tsy fahampian’ny fanofanana ara-politika sy ara-toekarena teo amin’ny mpitondra sasany. Takiana, noho izany, ny fisian’ny mpitarika manam-pahaizana miaraka amin'ny CV na mombamomba mazava. Takiana indrindra ny fananana fitondran-tena mendrika mba hahafahana mitondra ny firenena amin’ny fanavaozana, hoy hatrany ity mpahaitoekarena ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

18-sept-2026

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena

Card image cap
17-sept-2026

isika rehefa mitazona repoblika faha 4»

Card image cap
17-sept-2026

faharavan’ny Fanjakana jadona

Card image cap