airtel

Politique

07-déc-2023

Loholona nolazaina fa marary saina

Tonga nivory soa aman-tsara

Sample post image

Tonga nivory soa aman-tsara teny amin’ny lapa maitson’Anosy omaly

07-déc-2023

ilay loholona nankalazaina ho manana olana ara-tsaina nandritry ny fotoam-pifidianana farany teo. Tsy iza moa io fa ny filohan’ny antenimieran-doholona teo aloha, Herimanana Razafimahefa, izay nilaza tao amin’ny fahitalavitra iraisampirenena France 24 fa norahonana hatramin’ny ainy mihitsy mba handa ny fahefana tokony ho azy amin’ny maha filoham-pirenena mpisolo toerana rehefa nilatsaka ho filoham-pirenena indray ny filoha Andry Rajoelina. Nandray anjara tamin’ny lahadinika rehetra ity loholona ity, raha ny hita omaly. Ilay nolazaina fa tsy fahasalaman’ny sainy kosa dia mbola mampametra-panontaniana hatrany.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-oct-2026

Rajosoa no hitarika ny ao Toamasina

Card image cap
05-oct-2026

nentina, voafehy sy miakatra ny toekarena

Card image cap
05-oct-2026

ilaina fa tsy politikan'ady seza

Card image cap
02-oct-2026

Hankalazaina miavaka ny 14 oktobra

Card image cap
02-oct-2026

Nitohy tamin’ny lalao ara-panatanjahantena omaly

Card image cap
02-oct-2026

Havadika ho asa mitera-bokatsoa

Card image cap