Anisan'ireo mpanao politika naneho hevitra voalohany taorian'ny nisamboran'ny zandarin'ny GSIS an'i Alain Ramaroson teny Vassacos, raha nikasa hitarika Diaben'ny olom-pirenena, ny antoandron'ny sabotsy teo ity filohan'ny FAFI V sady solombavambahoaka Mapar voafidy tao amin'ny Boriborintany faha-5 eto Antananarivo renivohitra ity.
Nangonin'i Jean D.
Nesorina ny zo fiarovana ara-parlemanta na ny