airtel

Politique

11-juin-2025

OLANA ETO AMIN’NY FIRENENA

Miantso ny mpanao politika hivavaka

Sample post image

Pastera Heritiana Tsy misy zavatra mandeha araka ny tokony ho izy intsony

11-juin-2025

ny fiainan-dRamalagasy ankehitriny. Mirongatra ny tsy fandriampahalemana, manao tohivakana ny delestazy ka manimba asa fitadiavam-bolan’olona maro, miakatra isan’andro ny vidin’entana eny an-tsena, manao ny hataony ny amboteiazy….Ahiana ho tonga hatrany amin’ny fipoahana ara-tsosialy izany izay mety hihafara amin’ny hatezeram-bahoaka mihitsy. Miantso ny mpanao politika sy ny mpitondra fanjakana mba hitodika amin’Andriamanitra araka izany Pastera Heritiana. Nambarany fa ny vavaka ihany no mampilamina ny zava-drehetra. Tsy isika eto Madagasikara irery hoy izy no mandalo krizy fa saika manerana izao tontolo izao mihitsy. Ny vavaka araka izany hoy hatrany ity Pastera ity no tokony hatao laharam-pahamehana. Manaraka ho azy aorian’izany ny vahaolana amin’ny alalan’ny tolo-tsaina omen’Andriamanitra.
Pati
Legende : Pastera Heritiana Randriarimalala, Filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny oloko !
 

Dans la même rubrique

10-févr-2026

Madagasikara avela manapa-kevitra!»

Card image cap
10-févr-2026

Rajoelina tany Eswatini ireny!»

Card image cap
10-févr-2026

ireny no tsy maintsy hamadika!»

Card image cap
09-févr-2026

miangavy ny Filoha handray andraikitra,… »

Card image cap
09-févr-2026

fanadihadiana ataon’i Maurice »

Card image cap
09-févr-2026

Malagasy mafy ny fihetsik'i Eswatini

Card image cap