airtel

Politique

01-juil-2025

Paul Bert Ramasimanana na Rossy

«Asaivo mamelabelatra ny LFI i Fidy sy Nicolas!»

Sample post image

Misy tsy mahazo resaka, hoy ny mpanakanto sady depiote teo aloha,

01-juil-2025

Paul Bert Ramasimanana na Rossy. Aza ny olona nanohitra ny 20% no anontaniana sy ampiakarina «plateau» na fandaharana fa ireo nanaiky sao mba marina ny heviny, hoy ity mpanakanto ity! Mitenena ialahy isany nananga-tanana ireo ho henoina. Ohatra hoe ry Fidy sy ry Nicolas. Mba asao izy hamelabelatra ny LFI na ny tetibola tsy nasiam-panitsiana. Asaivo mamelabelatra ny LFI i Fidy sy Nicolas, hoy hatrany ny tenany nisaotra mialoha ireo izay hanatontosa izany fandaharana izany!
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

07-mai-2026

Ny raharahanareo depiote alamina tsara!»

Card image cap
06-mai-2026

ny fisamborana an-dRaholdina »

Card image cap
06-mai-2026

fiampangan’ny Antenimierampirenena

Card image cap
06-mai-2026

sy ny Minisitry ny Fitsarana…

Card image cap
06-mai-2026

Nisokatra omaly ny fotoam-pivoriana

Card image cap