airtel

Politique

22-août-2024

PR JOSEPH

Mankasitraka ny filatsahan’ny Filoha teo aloha

Sample post image

Tonga amin’ny faniriany ny Pastera Joseph sady mpanaraka ny raharaham-pirenena eto amintsika.

22-août-2024

Nisaotra an’Andriamanitra lehibe izy no sady nisaotra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana koa nanaiky ny hirotsaka hofidiana ho Ben 'ny Tanànan 'Antananarivo Renivohitra. Heverina fa tsy mora ny fandraisana fanapahan-kevitra ny hirotsaka hofidiana ho Ben 'ny Tanàna noho ny maha filoham-pirenena teo aloha an 'Atoa Marc Ravalomanana, fa kosa, hinoana marimarina fa tena sitrapon 'Andriamanitra, noho ilay fanetren - tena nananany ka nilazan 'Atoa filoha Marc Ravalomanana ny hoe : "Ny andro sisa hiainako, dia hamonjeko ny firenena sy ny vahoaka Malagasy". Noho izany indrindra dia manantena ny Filoha Ravalomanana ny vahoaka Malagasy, fa tena potika Antananarivo sy i Madagasikara iray manontolo. Mikasika ny fitsanganan’ny governemanta vaovao moa dia matoa tsy mbola masaka ny nahandro hoy Pr Joseph dia ao raha, ka ahiana tsy hihodina intsony "Machine Administratif" rehefa tsy tafatsangana io Governemanta io.
Nangonin’i Pati
Legende : Ny Pr Joseph !
 

Dans la même rubrique

29-mai-2026

ny vahoaka na ireto depiote forongony!"

Card image cap
29-mai-2026

fa tsy fanoloana olona fotsiny

Card image cap
29-mai-2026

Ho kandida amin'ny fifidianana izay ho

Card image cap
28-mai-2026

Mitety ireo Fokontany 192 maka ny hevitry ny vahoaka

Card image cap