airtel

Sosialy

26-mai-2026

Kaominina Ambonivohitra Maevatanàna.

Titra tany miisa 260

Sample post image

no indray nozaraina

26-mai-2026

Nisitraka ny hetsika fizarana titra faobe na ODOC, ireo mponina ao amin'ny Kaominina an-drenivohitra tao Maevatanàna omaly. Titra miisa 260 no nozarain'ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany tamin'izany. Tonga tao an-toerana nanatanteraka izany ny Minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany, Lylyson René de Rolland. Marihina fa efa nisitraka Titra 130 isa ny mponina tao an-toerana ireo talohan'izao hetsika izao Mbola hisy ny hetsika fizarana titra faobe hatao ao Mahatsinjo, Kaominina iray ao amin'ity Distrika ity ka Titra 500 isa no henjehina amin'izany ary efa manomboka ny fisoratana anarana hoan'ireo te hisitraka izany.
Jean D.
To ihany rehefa ela niandrasana ny mba hanana Titra ny taniny ny mponina tao Maevatanana
 

Dans la même rubrique

03-sept-2026

77%n’ny ankizy eto Madagasikara

Card image cap
03-sept-2026

Manolotra fitaovam-pianarana 1 200 ny Fondation Axian

Card image cap
02-sept-2026

tsy miaraka amin’ny mpiasa izany!»

Card image cap
02-sept-2026

karazam-bary vaovao "Besalohy" ny FOFIFA

Card image cap
02-sept-2026

mampiana-janaka

Card image cap