airtel

Sosialy

12-nov-2026

KAOMININA

BEMASOANDRO

Sample post image

Amboarina avokoa ny

12-nov-2026

tetezankely hiatrehana ny fahavaratra
Miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny kaominina Bemasoandro Itaosy distrikan’Atsimondrano. Hasiam-panamboarana avokoa ny tetezankely rehetra ho fiarovana ny ain’ny mponina sy ny fananany. Lohalaharana amin’ireny ireo ankizy mpianatra sy ireo efa nahazoazo taona izay tena atahorana tokoa amin’ny haratsian’ny foto-drafitrasa sy ny halemeny ka mety handratra tampoka. Anisan’izany ny ao Antsaha Atsimo Fokontany Antanety. Midina ifotony manenjika eran’ny tanana mihitsy ny Ben’ny tanana Ranitratsilo Jimmy sy ny ekipany miaraka amin’ireo teknisiana manatontosa ny asa. Tanjon’ny kaominina Bemasoandro Itaosy moa hahafahana mamadika ho foto-drafitrasa azo antoka ireo karazana tetezankely efa tranainy be hatramin’izay manerana ny tanana, indrindra amin’izao fotoanan’ny ranon’orana izao.
Pati
Legende : Efa mandeha tahaka izao ny asa !
 

Dans la même rubrique

12-nov-2026

amin'ireo orinasa vahiny?

Card image cap
12-nov-2026

Hohamoraina ny fitsinjovana

Card image cap
11-nov-2026

Olona miisa 2 no maty,

Card image cap
11-nov-2026

Hitohy ny fampahafantarana

Card image cap