airtel

Sosialy

10-juil-2020

Sosialy

Tatsambo Malagasy Maherin’ny 500 tsy mbola tafody

Tatsambo Malagasy maro no mbola tavela ivelan’i Madagasikara kanefa te hody an-tanindrazana.

10-juil-2020

 

 Nanomboka tamin’ny 18 martsa 2020 no nijanona tsy niasa intsony ny sambo rehetra niasan’izy ireo noho ny fisian’ity valanaretina covid-19 ity manerantany, ary dia nanomboka teo ihany koa ireo tatsambo ireo no misedra fahasahiranana ; efa-bolana no tsy niasa sady tsy nandray karama. Tavela any Dubai ny 30 amin’izy ireo, mihitsoka any Marseille ny 54 ny 400 any Italia (Genova, Civitavecchia) ary 100 any Brezila. Nampanantenaina ry zareo fa tsy maintsy tafody eto Madagasikara daholo amin’ny 2 jolay 2020, indrisy anefa fa tantsambo 32 ihany no tafody ny 6 jolay 2020. Mitaraina mafy izy ireo noho izany, dia mbola miandry fa gasy. Miandrandra tolo-tanana sy Manantena fiaraha-miasa amin’ny tsirairay ireo tasambo mba ahafahan’izy ireo manaitra ny tompon’andraikitra satria mamy ny mody.

Jean D.

 

Dans la même rubrique

27-juil-2026

May kila forehitra ny tananan'Ambohimanana

Card image cap
27-juil-2026

Zazalahy kely miisa 80 no noforaina

Card image cap
23-juil-2026

Natomboka omaly tetsy amin’ny

Card image cap