Ben'ny tananan'ny Kaominina ma ambanivohitr'Ampangabe Ambohitrimanjaka tanterahin'ireo fokonolona ao an-toerana. Raha araka ny fantatra mantsy dia 20 taona mahery tsy nahatsapa fampandrosoana intsony ny mponina ao amin'ity kaominina ity ka anisan'izany ny tsy fikarakarana ny foto-drafitrasa toy ny lalana. Manjaka ihany koa ny kolikoly sy ny fanararaotana atao amin'ny olona mikarakara taratasy eo anivon'ny kaominina raha ny fanehoan-kevitry ny mponina hatrany. Tsiahivina moa fa efa nisy ny fihetsiketsehana nataon'ny mponina taorian'ny fivoahan'ny voka-pifidianana Ben' ny tanàna farany teo. Noho ny hamaroan' ireo olona tsy tafiditra tao anaty lisi-pifidianana no anton'izany. Andrasana izay mety ho tohin'ny hetsika.
Pati
Légende : Nilanjan'ny vahoaka sora-baventy tahaka izao mihitsy ny Ben'ny tananan'Ampangabe !