distrikan’i Mananara Avaratra, omaly Alakamisy 16 Janoary maraina. Mpanarato handeha hanao ny asany ara-dalana no nahita ny vatana mangatsiakany efa tsy mihetsika intsony. Mpitsena omby ao amin'ny Bazaribe Mananara Avaratra ity tovolahy hita faty ity hoy ny loharanom-baovao. Tsy fantatra kosa anefa izay antony niteraka ny fahafatesany izay tsy teny ambonin’ny tany akory fat any anaty rano. Andrasana ny vokatry ny fanadihadiana hataon’ny mpitandro ny filaminana.
Pati
Legende : Nandritra ny fotoana nahitana ny razana !
Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"