Alakamisy 14 Novambra tany Andriambelonomby Ambositra. Mpanamboatra harina fandrehitra raha araka ny vaovao azo no nahita ny razana ka nampandre avy hatrany ny fokonolona tao an-tanana. Rehefa natao moa ny fizahana dia fantatra fa fanahiniana notapahana mihitsy ny tananan’ity zaza tsy manan-tsiny ity sy ny lohany. Fantatra ihany koa fa nosaritahan’ny alika ilay zaza noho ilay lavaka nandevenana azy iva loatra. Efa misokatra moa ny fanadihadiana mikasika ny antony tena namonoana ity zaza ity marina sy ireo nahavanon-doza.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny nandevenana ilay zaza !
Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"