Isan’ny lasibatr’izany ny oniversiten’i Barikadimy, hoy ny fampahatsiahivan’ny antoko politika Tia tanindrazana. Tonga nanolotra fanitso miisa 60 tany an-toerana, noho izany, ity antoko politika ity, tamin’ny alalan’ny mpandrindra nasionalin’ny faritra atsinanana, Tokiniaina Razanadrakoto, sy ireo mpiray antoko any an-toerana. Nandray izany ny teo anivon’ny fiadiadiana ity oniversite ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
Nangonin’i J. Mirija
Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»