airtel

Actualités

26-janv-2021

Actualités

BMH Isotry Navaozina sy nohatsaraina

Sample post image

Vita tanteraka ny asa fanavaozina sy fanatsaràna ny BMH Isotry. Omaly no

26-janv-2021

 

 

 

notokanana izany foto-drafitrasa vaovao izany. Mitentina hatrany amin’ny 15 000 euros ny fandaniana lany, tamin’ny asa fanamboarana sy fanavaozana ny BMH Isotry izao. Ny masoivohom-pirenena Alemana miasa sy monina eto amintsika kosa no nanolotra ny tetibola nentina namatsiana sy namitana izany asa izany. Ankoatra ny asa fanatsarana rehetra dia fantatra ihany koa fa hosokafana ao anatin’ity ivon-toerana ity ihany koa ny efitra manokana izay natao ho an’ireo ankizy niharan’ny herisetra. Izany dia natao mba hahafahana manatona kokoa ireo olona eny anivon’ny fiarahamonina, indrindra fa ny ray aman-dreny izay manana zanaka nianjadian’ny herisetra ka hahafahan’izy ireo mahazo fandraisana an-tanana sy torolalana avy hatrany.

 Marigny A.

Dans la même rubrique

25-avril-2024

Ahiana hisy rivo-doza hiforona hanakaiky an’i Madagasikara ato ho ato.

Card image cap
25-avril-2024

Nankatoavin'ny ny Filan-kevitry ny Minisitra omaly 24 aprily 2024 ny hanaovana lavanty

Card image cap
25-avril-2024

Vehivavy kely iray vao 29 taona antsoina hoe : Bezafy Armella omaly Alarobia 24 Aprily no fantatra fa maty

Card image cap
25-avril-2024

20 tapitrisa Ar be izao no saran’ny fampodiana ny vatana mangatsiakan’i Rasoarimalala Antoline,

Card image cap
25-avril-2024

Nampiana ny isan’ny polisy monisipaly sy ny mpamonjy voina hiasa eto Antananarivo renivohitra.

Card image cap
24-avril-2024

Anisan’ireo tazana tetsy Besarety tao anatin’ilay atrikasa nataon’ireo mpahay lalàna,

Card image cap