airtel

Actualités

11-juil-2025

DA-WILLY MPANOLANA

Hovosirina, manao asa an-tery vozona mandramaty

Sample post image

Nivoaka soa aman-tsara ny didim-pitsarana mikasika ilay raharaha Da-Willy

11-juil-2025

nanolana an'i Harenakely ilay zazavavy kely vao 6 taona monja. Fantatra ary hohampiharina amin ' ity lehilahy tsy mataho-tody ity ny famosirana noho ny fanolanana nataony. Miampy sazy an-terivozona mandra-pahafatin'i Da-Willy izany, didy fanamelohana azy araka ny didim-pitsarana izay nivoaka. Miisa roa araka izany hatreto ireo lehilahy mpanolana namoahana didy famosirana tahaka izao teto amintsika saingy tany Toamasina ny iray. Manantena ny handraisan'ny Fitsarana andraikitra tahaka izao hatrany ny rehetra ho famaizana ireo mpanolana.
Pati
Légende : I Da-Willy no mpanolana voalohany hovosirina eto Antananarivo ! 

Dans la même rubrique

30-avril-2026

ny miaramila sy tanora handoro toby mpihary herinaratra »

Card image cap
30-avril-2026

Tanora miisa 15 no indray

Card image cap
29-avril-2026

Tsy tena tsapa ilay fanovàna ! Apetrao ny satan'ny tetezamita fanavaozana !"

Card image cap
29-avril-2026

birao vaovao, notsofina rano

Card image cap