airtel

Actualités

18-févr-2026

Delestazy ao Mahitsy

Nidina an-dalambe ireo mponina

Sample post image

Nidina an-dalambe nanao fihetsiketsehana

18-févr-2026

teo anoloan'ny biraon'ny kaominina ireo mponina ao Mahitsy Ambohidratrimo omaly noho ny delestazy ao an-toerana, raha ny fampitam-baovao voaray. Voalaza fa nandritra ny 2 herinandro dia zara raha nisy jiro tao an-toerana. Nidina an-dalambe, noho izany, ireo mponina nitaky ny hamerenana izany, raha ny fampitam-baovao hatrany. Manimba fiveloman'olona maro, hoy ireo fanehoan-kevitra ity olan'ny herinaratra ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap