airtel

Actualités

15-sept-2025

Elia Rabevahiny

« Heloka raha tsy hijoro aho… »

Sample post image

Nanafika tao Benetsy indray ny Voromahery sy ny mpitandro

15-sept-2025

filaminana io hariva io, hoy ny filoha lefitry ny Fikambanana Masikoro Arivolahy eto Antananarivo, Elia Rabevahiny, ny harivan'ny sabotsy teo. Ny filohan'ny Voromahery, Retendry, sy ny zandrin'ny ben'ny tananan'Ankilimaliniky no nitarika ny fanafihana, hoy izy. Iray no maty. Avy amin'ny fikambanana Mazoto io lavo io, hoy hatrany ny fampitam-baovaony ny harivan'ny sabotsy teo. Miakatra hatrany, araka izany, ny marimpana, indrindra, ny fifandonan'ny samy sivily dia ny avy amin'ireo milisy Voromahery sy ny mpanohitra ity tetikasa Base Toliara ao atsimon'ny nosy ity, hoy ny fampitam-baovaon'ity mpitarika ny FIMA eto Antananarivo ity. Heloka raha tsy hijoro aho mahita ireo loza eto amin'ny firenena, hoy izy.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

21-avril-2026

Ben'ny tanàna ny Vahoaka

Card image cap
21-avril-2026

10 volana izay no dify taorian’ ny

Card image cap
21-avril-2026

hoy ny ben’ny tanàna

Card image cap
20-avril-2026

amin’ny Fanjakana sy ny PTF

Card image cap
20-avril-2026

ny fanenjehana ny Mopera Pédro

Card image cap