airtel

Actualités

19-févr-2026

Fanampiana ireo traboina

noho i Gezani

Sample post image

Manao hetsika varotra fanamiana

19-févr-2026

ny fianakaviamben'ny Barea
Hetsika varotra fanamiana no tontosain'ireo fianakaviamben'ny Barea na ireo rehetra efa nandalo teo anivon'ny ekipam-pirenena malagasin'ny baolina kitra ho fanampiana ireo traboina noho ny fandalovan'ny rivodoza Gezani tany amin'iny faritra antsinanan'ny nosy iny. Namaly antso koa omaly i Voavy Paulin, izay lohalaharan'ny ekipam-pirenena teo aloha. Nanaraka ny diany toy izany koa ny pepita malagasy, El Hadary. Ny kapiteny fahiny, Faneva Andriantsima na Faneva Ima, moa no tomponandraikitra voalohany manetsiketsika azy ity ao Frantsa ao. Andrasana, araka izany, ny ho vokatr'izany ary irariana ihany koa mba tena hanampy betsaka ireo mpiray tanindrazana tra-doza amin'izao fotoana izao izany.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

17-avril-2026

Nofoanana tamin’ny taona 1973

Card image cap
17-avril-2026

Tsy mampandeha amin’ny laoniny ny fanavaozana ny tsy fandriampahalemana»

Card image cap
17-avril-2026

fifamonoana sy fifanimbàna»

Card image cap
17-avril-2026

ivelany mafy tsy voafehintsika»

Card image cap
17-avril-2026

hanaraha-maso ireo faritra arovana

Card image cap
17-avril-2026

hahazo tombony amin’ny tetikasa D-CLIC

Card image cap